Dikan'ny teny : kapoaka
Hampiditra dikany hafa
1.
a: Hazo lehibe izay fakan'ny olona vohavoha mitovitovy amin'ny an'ny landihazo ny voany (Eridendron anfractuosum).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
a: Zinga kely famaram-bary: Ataovy eran'ny kapoaka ny vary harotsaka * h.i.: Fivelomana, fitadiavana, karama: Vary kapoaka a-ho raha miala amin'io asa io. * Kaopy fisotroana tsy misy tahony, ary misy volafotsy na volamena... * F.-p•: Kapoaka mangidy: fahoriana mafy mihatra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha