Dikan'ny teny : kaosy
Hampiditra dikany hafa
1.
a.: (akory izato izy) Teny ifampiarahaban'ny hova amin'ny foko merina: Kaosy, tompoko.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
p.t.: Kanosa, saro-tahotra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha