Dikan'ny teny : kansera

Hampiditra dikany hafa
(fr. cancer) a: Aretina nantsoin'ny teo aloha hoe homamiadana miseho amin' ny fivontosan'ny taova iray izay mitombo tsy ara-dalàna ka mananika amin'ny faritra hafa ary dia miely eran'ny tena ka manambaka ny aina; ny ankabeazan'ny kansera van miforona dia mety ho sitrana raha tsaboina amin'io fotoana io. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0073