Dikan'ny teny : kankana

Hampiditra dikany hafa
a.: Biby kely lavalava mivelona any anaty tany (kankanjila sy kankandoroka) na ao anaty tsinain'ny olombelona (sakoitra). 6 t.i.(.: Kankanina. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.023