Dikan'ny teny : kanjo
Hampiditra dikany hafa
p. mt.: Mitovy amin'ny "kanefa" saingy manisika hevitra hoe: "mifanohitra amin'ny nampoizina": Nikasa ny hitsangantsangana izahay, kanjo narary tampoka ny reninay ka voatery nijanona izahay.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha