Dikan'ny teny : kama
Hampiditra dikany hafa
na Kemaka p.t.: Entimilaza ny olona izay miditra ny molony; gema, demba na dembana. - t.i.f.: Kemahra, voakema / manakema, fanakema / anakemana, fanakemana / kemakema / akemakema 1 mikemakema, fikemakema, mpikemakema / ikemakemana, fikemakemana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha