Dikan'ny teny : kalita
Hampiditra dikany hafa
a: Entina milaza ny mpandaingalainga sy fetsifetay. ΒΆ M.h.: Kapotsaka, fetsy, be gararo. - t.i.f.: Kalitaina I mikalita, fikalita, mpikalita I ikalitana, fikalitana 1 mahakalita / kalitalita.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha