Dikan'ny teny : kajakaja

Hampiditra dikany hafa
1. (Ski) a: Masom-by na mason-tady amin'ny sisin' ny lay izay itanana azy amin' ny salazan'ny botry na ny sambo. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. a: Fikarakarana, fikolokoloana feno fitandremana. ii t,i.f•: Kajakajaina, voakaiakaja, kinajakaja / mikajakaja, manakajakaja, fikajakaja, mpikajakaja / ilrajakajana, fikajakajana / mahakajakaja. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0591