Dikan'ny teny : kafitera

Hampiditra dikany hafa
(fr, cafetière) a: Karazam-bilany kely misy tendany, atao famanan-drano fa indrindra atao fitenehana na fampidinana kafe na ravimboafotsy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2475