Dikan'ny teny : kadanà
Hampiditra dikany hafa
Gadanà (fr. cadenas) a.: Hidim-baravarana tsY mba mipetaka amin'ny varavarana fa azo tsoahina, ka toy izao ny fombafombany: misy vy mifaingoka afaka mikaratoka ar? amin'ny ilan' ny kadanà, ary io vy mifaingoka io izay mitsofoka amin' ny vy boribory roamipetaka amin'ny varavarana sy ny batana no mitana ny varavarana hihidy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha