Dikan'ny teny : joro

Hampiditra dikany hafa
1. a: Fitsanganana mitsatoka tsara. - t.i.f : Ajoro, voajoro, tafajoro / mijoro, fijoro, mpijoro ) ijoroana, fijoroana I mahajoro I jorojoro I mijorojoro. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. a.: Fangataham-pitahiana eo am-panefana ny voady na-tao. it.if.: Mijoro. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
3. a.: Anarana enti-milaza ny iray amin'ireo lalao karatra izay misy sarina efajoro mena. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
4. p. t.: Saro-tahotra, sarokenatra, mihasihasy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0072