Dikan'ny teny : joala

Hampiditra dikany hafa
Joalajoala a.: Fahalehibiazana sy fahalavana avo be. i t. if.: Mijoalajoala / ijoalajoalana, fijoalajoalana. fahiny dia firavoravoana ataon'ny olona iray avy narary ny joala. Manasa ny namany izy amin'izany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0502