Dikan'ny teny : jirihina
Hampiditra dikany hafa
(jirika) miih. (jiriho): Amidy antsinjarany: Tokony hojirihina ny vary fa ny manam-bola ihany no afa-mividy an-kitapo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha