Dikan'ny teny : jinjana

Hampiditra dikany hafa
na Jinjaina (jinja) mt. h. (jinjao): Kapaina amin' ny antsim-bary: Hojinjaina ny varintsika rahampitso. ? Azo otazana: Inona no soa hojinjain'ny kamolahy, hoy ianao? Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0074