Dikan'ny teny : jilarina
Hampiditra dikany hafa
(jilatra) mt. ih. (jilaro): Kapaina na didiana somaradimbana, izany hoe tsy mitsatoka fa misolifatra: Nojilariny ny hena hanaovany kitaxa.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha