Dikan'ny teny : jila
Hampiditra dikany hafa
Jilajila p. t.: Maivana, mipelipelika jejojejo: Lakan-jila. • Fatra-pirona amin'ny fahalianan'ny nofo ka mampiseho izany amin'ny finetsika, fijery, famindra: Tovovauy fila. 1 t.f.f: Mijilajila, fijilajila, mpijilajila / ijilajilàna, fijilajilana I mahajilajila.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha