Dikan'ny teny : jijina

Hampiditra dikany hafa
(jijy) mt. ih. (jijio): Kendrena am-pitandremana fatratra, toy ny ataon'ny mpilalao kanety izay ampanatonina tsikelikely ny vava lavaka, kalina. • Tsihifina, alaina na hanina tsikelikely: Nojijin'ny adala ny vola tao ambatarsdrai ben y. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0257