Dikan'ny teny : japy

Hampiditra dikany hafa
1. Fanararaotana (japy asa) mijapy asa mandeha fotsiny izy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. a: Karavasin'ny mpiandry omby, izay ataony amin'ny taretra aolanolana ary ampiasainy ho fikapohana na fanapoapoaka fotsiny. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
3. a.: Fitaingenana zavatra eny am-pandehanana. - t.i.f.: Japina, voajapY I mijapy, fiiapY, mpljapy I ijapfana,fijapiana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0075