Dikan'ny teny : japina
Hampiditra dikany hafa
(japy) mt.ih. (japio): Ihazakazahana taingenana eny am-pandehanana: Nojapiny (Lay fiarambahoaka, nefa tsy nahatana tsara ny varavarana ny tanany ka nianjera nitsirara izy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha