Dikan'ny teny : jao
Hampiditra dikany hafa
1.
(Tsm.) a.: Ombalahy tsy vositra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
Jaojao p.t. sady a: Sady avo no lehibe. 1 Enti-milaza ny omby ngeza sady lava tandroka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha