Dikan'ny teny : irony
Hampiditra dikany hafa
p. mdr. sy s. mdr.: Entimanondro olona maro tondroina an'eritreritra: Izaho tsy mba tahaka irony mpanambaka olona irony.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha