Dikan'ny teny : irahina

Hampiditra dikany hafa
(iraka) mt.ih. (iraho): Alefa hitondra iraka na hanao asa iray: Ikoto no nira hina ho any amin-dry dadatoa / Iza no nirahina haka Dokotera? 1 Tendrena, orne-na fahefana: Nirahin'ny fanjakana at? amintsika izy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1348