Dikan'ny teny : ingisa
Hampiditra dikany hafa
p.i.: Isa (voalohany a min'ilay teniteny tsisy dikany ataon'ny ankizy mianatra manisa hatramin'ny fo-Io): ingisa, ingoa, talonga, ndrafanga, diminga, eniminga, tsitonga, valonga, tsivaza, ego.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha