Dikan'ny teny : indroa
Hampiditra dikany hafa
p.mt.: Enti-milazafiverenan-javatra fanindroany. * Ohab.: Valala tsy indroa mandry am-bavahady: fitenenana enti-milaza zavatsoa tsy hiverina intsony ka tokony hohararaotina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha