Dikan'ny teny : indraindray
Hampiditra dikany hafa
na Tsindraindray p.mt.: Mahalankalana, tsy matetika: Tonga mitsidika anay indraindray i Dadatoa Rajao. * F.-p.: Indraindray tadiavina: tsy fahita raha tsy mahalana dia mahalana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha