Dikan'ny teny : ilasitelo
Hampiditra dikany hafa
na Lasitelo a: Anaram-bola izay 0,70 F ny sandany, ka toy izao no niforonany: ila (voamena) sy telo (voamena).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha