Dikan'ny teny : ianteherana
Hampiditra dikany hafa
(an titra) mt. ih. (iantehero): Itokiana, iankinana, antenaina mba hanohana, ho vonjy sy tohana: Ny fanjakana no ianteheran'ny uahoaka
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha