Dikan'ny teny : hozona
Hampiditra dikany hafa
Hozongozona a: Hetsiketsika, hevingevina. - t.i.f : Hozongozonina, ahozongozona, voahozongozona J manozongozona, fanozongozona, mpanozongozona 1 anozongozonana, fanozongozonana 1 mihozongozona, fihozongozona, mpihozongozona 1 ihozongozonana, fihozongozonana J mahahozongozona.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha