Dikan'ny teny : horiranina
Hampiditra dikany hafa
(horirana) mt.ih. (horirano): Jerena tsy manatrika fa misompirana: Nohoriraniko ny fijeriko azy, ka tazany ihany aho.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha