Dikan'ny teny : hohy
Hampiditra dikany hafa
a.: Fihadiana tany mitsi- poretika sady tsy lasa lalina; fihadiana ny tany etsy sy eroa amin'ny tanana na ny tongotra; fangatahana tsy misy fiatoana hahazoana na hahafantaran-javatra. i tif: Hohazana, ahohy, voahohy / manohy, fanohy, mpanohy / anohazana, fanohazana / mihohy, fihohy, mpihohy / ihohazana, fihohazana / mahahohy / hohihohy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha