Dikan'ny teny : hohazana

Hampiditra dikany hafa
(hohy) mt. ih. (hohazy): Hadina tsy lalinaloatra amin'ny tanana na tongotra: Hohazan'ny saka ny tany. 1 Fokarina: Nohohazan' ny akohonareo ny vomanganay. ? Tadiavina, karohina ho fantatra: NohohazandRakoto ilay zavatra noresahintsika, fa tsy niteny aho na indraim-bava aza Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0066