Dikan'ny teny : hoha

Hampiditra dikany hafa
a.: Antsoantso mafy entina miantso vonjy; horakoraka, akoralava entina maneso. - t.i.f.: Hohaina, voahoha I mihoha, fihoha, mpihoha / ihohana, fihohana / mahahoha. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0068