Dikan'ny teny : hodidinina
Hampiditra dikany hafa
(hodidina) mt.ih. (hodidino): Misy... mamaritra ny sisiny hatraiza hatraiza: Hodidinin'ny hazo ny tanànanay. 1 Fefena, sokeraina: Hodidinin'ny fahavalo ny tanàna ka aoka isika hiomana tsara, ? Otronina: Nohodidinin'ny minisitra ny Filohan'ny Nosy teo anoloan' ny lapan'ny tanàna.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha