Dikan'ny teny : hobaka
Hampiditra dikany hafa
1.
Jer. Kobaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
p.(.: Poaka aty, nefa lehibe. - t.i.f.: Mangobaka sy mangobakobaka. * F-p.: Fery mangobakobaka: fery be mitanatana/Tenda mangobakobaka: be tan-da, mahery homana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha