Dikan'ny teny : hitsoka

Hampiditra dikany hafa
ft.: Tsy fahafahana miala fa mihizina ao anelanelana na ao anatin'ny zavatra. 6 t.Ahitsoka, voahitsoka, tafahitsoka 1 mihitsoka, fihitsoka, mpihitaoka 1 ihitsohana, fihitsohana / mampihitsoka 1 hitsokitsoka 1 mangitsokitsoka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0072