Dikan'ny teny : hitsahina

Hampiditra dikany hafa
(hitsaka) mt. ih. (hitsaho): Hosena amin'ny tongotra: Aza hitsahinao re ny lambako. •Atao tsinontsinona, zimbaina, fotsifotsina: Dia sahiny nohitsahina ve ny tenin-dray aman-dreny. * F.-p,: Ny volana hitsahina: enti-milaza ny volana iray e-fa nidirana eo amin'ny fotoana itenenana; ny volana dia-vina. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067