Dikan'ny teny : hirihiry

Hampiditra dikany hafa
a.: Fihenahenana tsy miteny na mihetsika; fandavana jadona amin'izay lazaina azy; fanehoana di-doha tsy hanaraka ny hevitry ny hafa. - t.i.f.: Ahirihiry, tafahirihi ry I mihfrihiry, fihirihfxy, mpihirihiry / ihirihiriana, fihirihiriana / mahahirihiry. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0562