Dikan'ny teny : hirihiriny
Hampiditra dikany hafa
p.t.: Tana izy tsy misy fangarony; izy tsy mbola nisy fanampiny hafa: Ra-ha uao mahita Malagasy mahay mandanjalanja sy tia fihavanana aho, dia hoy aho hoe "Izany ka mbola Malagasy hirihiriny",
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha