Dikan'ny teny : hirifiry
Hampiditra dikany hafa
a.: Fanaintainana no-ho ny aretina; fijaliana anaty ateraky ny alahelo, - t.i.f.: Mangirifiry, fangirifiry / angirifiriana, fanghifiriana / mampangirifiry.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha