Dikan'ny teny : hintsina
Hampiditra dikany hafa
ft.: Feo mikiririoka mafy mampipararetra ny ao anaty sofina; fitaintaina; famolivoly. 6 t.Lf.: Mangintsina,mangintsingintsina, fangintsingintsina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha