Dikan'ny teny : hindrahindraina
Hampiditra dikany hafa
(hindrahindra) mt. ih. (hindrahindrao): Rotsirotsina. • Hasohasoina: Nohindraindrain'ny mpamaly kabary teo ny ben'ny ta-nana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha