Dikan'ny teny : hinana

Hampiditra dikany hafa
ft. faharoa avy amin' ny ft. voalohany hana nasiana sisika in (h-in-ana) ;mbola ny ft voalohany hana ihany koa no niavian'ny mt.ih. hanina sy ny teny misy sisika na tsofoka om (h-om-ana): homana 1 ti.f•: Mihinana, fihinana, mpihinana / ihinanana, fihinanana 1 mahahinana 1 hinanldnana, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0066