Dikan'ny teny : hia
Hampiditra dikany hafa
1.
t.p.: Teny entina manakora ny hafa, sakoa izay: Hia! Manao ahoana izany uoal...
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
a.: Tsy fahazoa-nofo, fahamafmainana, tsy fisiana tavy, toa taolana fotsiny: Ny tavy no mifanohitra amin'ny hia 1 Mahia, hahia,hahiazana. fahiazana J ankahiazana 1 mankahia, mampahia, fankahia / mihamahia.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha