Dikan'ny teny : heva
Hampiditra dikany hafa
1.
Hevaheva a: Toetran'ny zavatra tsy mitehi-tany fa mihantona eny amin'ny habakabaka. - t.i.f.: Hevahevaina, ahevaheva, voahevaheva,tafahevaheva / manevaheva, fanevaheva, mpanevaheva / mihevaheva, fihevaheva, mpihevaheva / ihevahevana, fihevahevana / mahahevaheva.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
ft.: Hatsaran-tarehy. t.i.f. : Meva, maneva.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha