Dikan'ny teny : hetsehina
Hampiditra dikany hafa
(hetsika) mt.ih. (hetseho): Ovana toerana: Aza hetsehina ity latabatra ity. 1 Ahevingevina: Hetsehin'ny rivotra ny ravinkazo, 1 h.o.:
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha