Dikan'ny teny : hetry

Hampiditra dikany hafa
p. t.: Fohy sady tsy mitombo; iva sady kely: Hazo he try. ΒΆ M.h.: Keliantitra, kambety kely, vatokely, botry. Hetrika, Hetriketrika a: Entimilaza ny feon'ny vary madiva ho ritra sy ho masaka. / Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067