Dikan'ny teny : herongerona
Hampiditra dikany hafa
a: Feo migoboka sady mandrahona: faon' ny biby mampitahotra sy vonon-kandramatra. - t.i.f : Herongeronina, aherongerona, voaherongerona, tafaherongerona / manerongerona, fanerongerona, mpanerongerona f anerongeronana, fanerongeronana / miherongerona, fiherongerona, mpiherongerona / iherongeronana, fiherongeronana 1 mahaherongerona.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha