Dikan'ny teny : herezina
Hampiditra dikany hafa
(hery) mt. ih. (herezo): Atao amin-kerimpo, amin-joto, amin-kafanam-po: Herezo ny fiasa, ry mpiray tanindrazana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha