Dikan'ny teny : hentohento

Hampiditra dikany hafa
a.: Sentosento, tolokoloko, fahalelovana am-po (noho ny tsy maintsy anaovana asa an-tery). - t.i.f.: Hentohentoina, tafahentohento / manentohento, fanentohento, mpanentohento / anentohentoana, fanentohentoana / mihentohento, fihentohento, mpihentohento / ihentohentoana, fihentohentoana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067