Dikan'ny teny : henarana

Hampiditra dikany hafa
(henatra) mt ih. (henaro): Enti-milaza ny olona izay mahamenatra noho ny fanajana be loatra ananana aminy: Ny reniny no henaran'Ikoto noho ny rainy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0082